Paroles de Tafandria Mandry

Ambondrona
Rehefa ariva ny andro, eto foana aho
Rehefa mody ny masoandro, anatitra anao
Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao
Ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao
Na dia mihaona aza isika ny andro mazava
Dia toa sary indray mipika
Ny alina ity no toa lava
Ka ho fehin'ny androany
Anoraty aho toy ny omaly
Hoe tena tia anao, malahelo ahy no faly
Mba antsoy na andefaso hafatra
Satriko aza isan'andro
Tsy hoe mitalaho na mila vaniny aho
Fa na dia hoe tafandria mandry
Fihina sy oroka mamy
Variana sy sondriana miandry ilay fotoana
Malahelo olon'tiana
Tsy ahita teny to moana
Soraty, andefaso zay mba tiana
Zao aty efa tsindrindaona
Raiso ny avy ato ampoko ary anie,
Fa izaho koa tia foana
Oohooh...
Tsy fanahinina,
Ny manembona anao alohan'ny andriana
Oohooo...
Zay no faniriana, ho entiko ho nofy
Fa tsy andry ny ampitso
InterprèteAmbondrona
Paroles ajoutées par nos membresParoles ajoutées par nos membres

Traduction de Tafandria Mandry

Paroles en Anglais
Traduction en Français
Tafandria Mandry
bonne nuit
InterprèteAmbondrona
Paroles ajoutées par nos membresParoles ajoutées par nos membres