Paroles de Hijery Anao

Ambondrona
Naleoko indray niantso ihany
Toy izay hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho
Sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia
Nefa tsy ho anjara
Nefa tiako ho fantatrao
Ny amiko efa mazava
Ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao
Tiako ho tsapanao
Ho avy aho hijery anao
Ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany
Dia efa ampy hanasitrana ahy
InterprèteAmbondrona
Paroles ajoutées par nos membresParoles ajoutées par nos membres

Traduction de Hijery Anao

Paroles en Anglais
Traduction en Français
Hijery Anao
Je vous regarde
InterprèteAmbondrona
Paroles ajoutées par nos membresParoles ajoutées par nos membres