Paroles de Eny Sa Tsia

Ambondrona
Hey, mba andraso kely ange
Te hilaza aminao aho hoe
"Maika ve ianao?"
Hey, vetivety fa tsy ela be
Tsy izany mantsy fa te handre
Lay valiny aho
Namaly ianao hoe
(sady toa nihomehy)
"Aza mananihany ianao"
(Fa lany fotoana aho)
Ka andraso kely hoy aho,
Fa diso ianao (fa diso ianao)
Ka mba valio aho
Toa nofinofy ihany
Ny ahy raha nanontany
Toa noraisinao, ho hanihany!
Nefa tamin'ny fo, sady efa ela moa
Ka ataoko sao mba ho ekenao koa
Hey, mba niandry ela aho
Niandry ilay valin-teninao
Ka mba lazao
Hey, izaho anie tena tia
Ka tsotra ihany "eny sa tsia"
No andrasako aminao
InterprèteAmbondrona
Paroles ajoutées par nos membresParoles ajoutées par nos membres

Traduction de Eny Sa Tsia

Paroles en Anglais
Traduction en Français
Eny Sa Tsia
Oui ou non
InterprèteAmbondrona
Paroles ajoutées par nos membresParoles ajoutées par nos membres